ROYAL MEETING BETWEEN HRM KING NDRIANA RABARIOELINA OF MADAGASCAR,
ELDER BRANCH OF THE ROYAL HOUSE,
HEAD OF THE ROYAL HOUSE OF MADAGASCAR,
- J’adore
ROYAL MEETING BETWEEN HRM KING NDRIANA RABARIOELINA OF MADAGASCAR,
ELDER BRANCH OF THE ROYAL HOUSE,
HEAD OF THE ROYAL HOUSE OF MADAGASCAR,
HAFATRA HO AN' NY MALAGASY TIA TANINDRAZANA REHETRA:
FANAMBARANA: Ny FIANAKAVIAMBEN' NY ANDRIANA sy ny FIOMBONAMBE TARANAKA ANDRIANA MIRAY ETO MADAGASIKARA ary ny FIANAKAVIAMBEN' NY MPANJAKA ETO MADAGASIKARA
dia MANAMELOKA :
1) Ny FANDOROANA FASANA AO MAHAZAZA AMBOHIMANGA,
2) Ny FANOTANA FADY amin' ny FAMETRAHANA COLISÉE ao amin' ny ROVA ANTANANARIVO sy ny FANOVANA NY ANARAN' NY ROVA,
3) Ny FANOTANA FADY eny AMBOHITRANDRIANANAHARY sy amin' ny TOERANA MARO.
4) Ny FANOMEZANA ZOM-PIRENENA HO AN' NY VAHINY SY NY MPIHAVY.
5) NY FANGALARAN-TANY ATAON' NY VAHINY AMIN' NY FOMBA MARO SAMIHAFA SY NY FANDROBANA NY HAREM-PIRENENA.
AOKA IZAY NY TSY FANAJANA NY SOATOAVINA SY NY FANAPOTEHINA NY FIRENENA !
MITSANGÀNA, MIHAZAVÀ, ISIKA TIA TANINDRAZANA REHETRA MANERANA AN' I MADAGASIKARA SY ANY AM-PITANDRANOMASINA, HO FAMONJENA ny FIRENENA !
TANY MASINA I MADAGASIKARA!
Antananarivo, Vohitra Masina, 29 Mey 2021.
Ny MPANJAKA NDRIANA RABARIOELINA,
Lehiben' ny Fianakaviamben' ny Mpanjaka eto Imerina.
-----------------------------------------------
THE ROYAL HOUSE OF MADAGASCAR
condemns:
1) the Arson Attack of the Mahazaza Tombs in the sacred Hills of Ambohimanga,
2) the construction of a Coliseum, a Profanation of the sacred and royal site of the Rova of Antananarivo as well as its name.
3) the Profanation of the sacred site of Ambohitrandriananahary and other sacred sites.
4) the Landgrabbing in many regions by foreigners and the Plundering of the national wealth.
Arise, Shine, All Patriots for the Salvation of Madagascar !
Madagascar is a Sacred Land !
The Sacred and Royal City of Antananarivo, May 29, 2021.
HRM King NDRIANA RABARIOELINA,
Elder Branch of the Royal House,
Head of the Royal House of Madagascar.
Remembering of the Liberation of the Children of Israel from the Slavery in Egypt!
Remembering of the Resurrection of Yasha Ha Mashiah or Jesus-Christ the Messiah!
Face to the spiritual crisis, the high corruption, the injustice, the insecurity, the economical crisis, the social crisis, the great majority of the population who are under poverty and more than one million and five hundred people who have no food and threatened with death due to famine, the sanitary crisis, the lack of drinkable pure water, the lack of medicine, the lack of medical equipment, the pandemia of Covid, and many other disasters,
May the Lord the Creator of the Universe bless all of us, in the name of Jesus Christ, the King of kings and Lord of lords!
May the Lord the Creator of the Universe save the nation, via HRM King Ndriana Rabarioelina and the Royal House of Madagascar!
"....ARISE, SHINE, FOR YOUR LIGHT HAS COME, AND THE GLORY OF THE LORD YHWH RISES UPON YOU...(Isaiah 60:1).
"...SEE, DARKNESS COVERS THE EARTH AND THICK DARKNESS IS OVER THE PEOPLES, BUT THE LORD YHWH RISES UPON YOU AND HIS GLORY APPEARS UPON YOU..." (Isaiah 60:2).
GLORY TO THE LORD THE CREATOR OF THE UNIVERSE FOREVER AND EVER!
Antananarivo, the sacred and royal city, Abib 6021 or April 14, 2021.
HRM KING NDRIANA RABARIOELINA,
HEAD OF THE ROYAL HOUSE OF MADAGASCAR.
_________________________
ARAHABA TRATRY NY PASKA FANDRESENA!
FAHATSIAROVANA NY FANAFAHANA NY ZANAK'ISRAELY TAMIN' NY FANANDEVOZANA TANY EGYPTA! FAHATSIAROVANA FA NITSANGANA TAMIN' NY MATY I JESOA KRISTY TOMPO! MANOLOANA NY KRIZY ARA-PANAHY, NY KRIZY POLITIKA, NY KOLIKOLY AVO LENTA, NY TSY FAHAMARINANA, NY TSY FANDRIAM-PAHALEMANA, NY KRIZY ARA-TOEKARENA, NY KRIZY ARA-SOSIALY, NY HANOHANANA MAHAZO NY VAHOAKA AN-TAPITRISA MARO, NY KRIZY ARA-PAHASALAMANA, NY TSY FAHAMPIAN' NY RANO FISOTRO, NY ARETINA MANDRINGANA SY IREO FATY MIKARARANA, ...SY NY SISA MARO, ETO AMIN' NY FIRENENA, HITONDRA FITAHIANA SY FAHASOAVANA HO ANTSIKA REHETRA ANIE ILAY MPAHARY NY LANITRA SY NY TANY, AO AMIN' I JESOA KRISTY, MPANJAKAN NY MPANJAKA SY TOMPON NY TOMPO! ARY HITONDRA FAMONJENA SY FANDROSOANA HO AN' NY FIRENENA MANONTOLO, AMIN' NY ALALANTSIKA! "...MITSANGANA, MIHAZAVA, FA TONGA NY FAHAZAVANAO, ARY NY VONINAHITR' ILAY MPAHARY EFA MIPOSAKA AMINAO. FA, INDRO, NY AIZINA MANARONA NY TANY, ARY NY AIZIM-PITO MANARONA NY FIRENENA MARO, FA AMINAO KOSA NO IPOSAHAN' ILAY MPAHARY ARY AMINAO NO ISEHOAN' NY VONINAHINY...'' (Isaiah 60:1-2). DIA HO AN' ILAY MPAHARY NY LANITRA SY NY TANY IRERY IHANY NY VONINAHITRA! Antananarivo, Vohitra masina, 01 Abib 6021 na faha-04 Aprily 2021. Ny MPANJAKA NDRIANA RABARIOELINA, LEHIBEN NY FIANAKAVIAMBEN NY MPANJAKA ETO MADAGASIKARA.FANAMBARANA :
NY MPANJAKA NDRIANA RABARIOELINA,
LEHIBEN'NY FIANAKAVIAMBEN'NY ANDRIANA MERINA,
LEHIBEN'NY FIANAKAVIAMBEN'NY MPANJAKA ETO MADAGASIKARA,
dia
1) MIJORO AMIN'NY FAHAMARINANA, MIARO NY HASINA, NY SOATOAVINA MALAGASY, NY VAKOKA RAKITRY NY ELA, NY TANINDRAZANA ARY NY VAHOAKA MALAGASY VOAN'NY TSINDRY AZO LENA,
ary
2) MANAMELOKA ny FANOTANA FADY sy ny FANDOROANA IREO ROVA, toy ny ROVA ANTANANARIVO, AMBOHIDRATRIMO, AMBOHIMALAZABE, ANDREVOLA MASIKORO, Ary AMBOHITRANDRIANANAHARY (Taona 1995-2021).
3) MANAMELOKA ireo MPITONDRA POLITIKA MARO nanao FITSAPA-KEVIBAHOAKA sy FIFIDIANANA FENO HOSOKA SY FENO HALABATO (+ 01 TAPITRISA anarana miverina na +1 MILLION DE DOUBLONS) sy ireo MPITONDRA SY MPITSARA HCC MARO NANKATOA izany (1958-2020).
4) MANAMELOKA ireo MPITONDRA POLITIKA MARO MANAO AM-PIHIMAMBA NY HAREM-PIRENENA sy Ireo MPANGALATRA KARANA, SINOA, VAZAHA, miaraka aminy, nanao FANONDRANANA AN-TSOKOSOKO IREO HARENAM-PIRENENA,
toy ny 50.000 TONNES ANDRAMENA na BOIS DE ROSE (mitentina +01,25 MILLIARDS DOLLAR USD = +23.437 MILLIARDS FMG),
ny 300 TONNES VOLAMENA (mitentina +342.000 MILLIARDS FMG), tamin' ny Taona 1975-2020.
NY VAHOAKA MALAGASY VAO MAIKA MIJALY!
AOKA IZAY !
NY TANY MANANA NY HASINY,
NY VOHITRA MANANA NY FADINY,
TANY MASINA I MADAGASIKARA !
5) NOHO IZANY : ... MANAO ANTSO AVO AMIN' NY HERY VELONA REHETRA HIJORO AMIN'NY FAHAMARINANA SY NY FIAROVANA NY TANINDRAZANA !
MILA MPITONDRA POLITIKA VAOVAO MARO, MATAHOTRA AN'ANDRIAMANITRA, MIJORO AMIN'NY FAHAMARINANA, TIA TANINDRAZANA, MANAJA NY SOATOAVINA MALAGASY SY NY VAHOAKA MALAGASY, TENA MAHAY SY TENA MAHAVITA AZY HO FAMONJENA NY FIRENENA !
"... MITSANGANA, MIHAZAVÀ, FA TONGA NY FAHAZAVANAO , ARY NY VONINAHITR'ILAY MPAHARY EFA MIPOSAKA AMINAO...".
"... NY FAHAMARINANA MANANDRATRA NY FIRENENA...".
"... SAMBATRA IANAO RY TANY RAHA NY MPANJAKA LAHY DIA ZANAK'ANDRIANA...".
DIA HO AN'ILAY MPAHARY IRERY IHANY NY VONINAHITRA MANDRAKIZAY !
Antananarivo, Vohitra masina, faha-21 Janoary 2021.
NY MPANJAKA NDRIANA RABARIOELINA,
LEHIBEN'NY FIANAKAVIAMBEN'NY ANDRIANA MERINA,
LEHIBEN'NY FIANAKAVIAMBEN'NY MPANJAKA ETO MADAGASIKARA.
--------------------------------
STATEMENT :
HRM KING NDRIANA RABARIOELINA,
FROM THE ELDER BRANCH OF THE ROYAL HOUSE,
HEAD OF THE ROYAL HOUSE OF MADAGASCAR,
has declared that :
1) HE STANDS UP FOR THE RESPECT OF THE LORD THE CREATOR OF THE UNIVERSE, THE DEFENSE OF THE RIGHTEOUSNESS, THE SACRALITY, THE MALAGASY CULTURAL PATRIMONY AND VALUES, THE COUNTRY, AND THE MALAGASY PEOPLE,
and
2) HE CONDAMNS THE PROFANATION AND THE CRIMINAL FIRES OF ROYAL SITES, such the ROYAL SITES OF ANTANANARIVO, AMBOHIDRATRIMO, AMBOHIMALAZA, ANDREVOLA MASIKORO, and AMBOHITRANDRIANANAHARY (in 1995-2021).
3) HE CONDAMNS THE MASSIVE ELECTORAL FRAUDS AND REFERENDUMS with more than ONE MILLION DOUBLONS, made by many POLITICAL LEADERS, and adopted by many PRESIDENTS AND MEMBERS OF THE HIGH COURT OF CONSTITUTION (HCC) in 1958-2020.
4) HE CONDAMNS THE PLUNDERING and the ILLEGAL EXPORTATIONS of MANY NATIONAL WEALTHS made by many POLITICAL LEADERS and some KARANA, CHINESE, and VAZAHA TRAFFICKERS,
such as more than 50,000 TONS OF ROSEWOOD (with a value of +1.25 BILLION DOLLAR USD),
more than 300 TONS OF GOLD (with a value of +17.7 BILLION DOLLAR USD) in 1975-2020.
STOP IT !
MADAGASIKARA DIA TANY MASINA !
CONCLUSION : ... WE CALL ON ALL THE LIVING FORCES FOR THE RESPECT OF THE LORD THE CREATOR OF THE UNIVERSE, THE DEFENSE OF THE RIGHTEOUSNESS, THE COUNTRY, AND THE MALAGASY PEOPLE... AND TO SAVE THE NATION !
"...ARISE, SHINE, FOR YOUR LIGHT HAS COME, AND THE GLORY OF THE LORD THE CREATOR OF THE UNIVERSE RISES UPON YOU....".
"... RIGHTEOUSNESS EXALTS A NATION...".
"... BLESSED IS THE LAND WHOSE KING IS OF NOBLE BIRTH...".
GLORY TO THE LORD THE CREATOR OF THE UNIVERSE FOREVER AND EVER !
Antananarivo, the sacred and royal city, January 21, 2021.
HRM KING NDRIANA RABARIOELINA,
FROM THE ELDER BRANCH OF THE ROYAL HOUSE,
HEAD OF THE ROYAL HOUSE OF MADAGASCAR.
------------
Sources :
- Royal House of Madagascar.
- United- Nations Trade Communication Database.
- World Bank.
- Transparency International.
- Extractive Industries Transparency Initiative (EITI).
-.World Wildlife Fund for Nature (WWF).
- All media on Madagascar.
Note :
. 1 Dollar USD = +3.750 Ariary (January 21, 2021).
. 1 Euro = +4.560 Ariary.
. 1 gram of Gold = +59 Dollar USD.
#Madagasikara #Mpanjaka #Rabarioelina
HRM KING NDRIANA RABARIOELINA,
ELDER BRANCH OF THE ROYAL HOUSE,
HEAD OF THE ROYAL HOUSE OF MADAGASCAR,
has declared that
it is unacceptable that, for many years, the illicit exports of gold from Madagascar to the outside increase year after year. Indeed, here are some figures:
ILLICIT EXPORT OF GOLD:
1) Date of December 31, 2020:
73.5 Kgr x 1000 gr x 50 Euros = 3,675,000 Euros.
2) With 15 Tons of Gold per year. This makes :
15 Tons x 1000 Kgr x 1000 gr x 50 Euros = 750 MILLION EUROS !!!
3) With 200 Tons of Gold (between 2008-2016) :
200 Tons x 1000 Kgr x 1000 gr x 50 Euros = 10 BILLION EUROS !!!
Furthermore, Madagascar becomes among the five poorest nations in the world since 2013, and this is getting worse, until the present times in 2021.
It is unacceptable that the population is getting poorer every day. Currently, over 1.3 million Malagasy people are seriously undernutrition and at risk of dying of hunger and thirst.
It is a failure report of successive political leaders since 1960 until the present times.
CONCLUSION: WE CALL ON ALL THE LIVING FORCES OF THE NATION TO STAND UP FOR THE RIGHTEOUSNESS AND THE DEFENSE OF THE NATION!
WE NEED NEW POLITICAL LEADERS, FEARFUL OF THE LORD THE CREATOR OF THE UNIVERSE, HONESTS, PATRIOTS, RESPECTING THE SACRALITY AND OUR ANCESTRAL VALUES, VERY COMPETENT, VERY EFFICACIOUS, TO SAVE THE NATION!
The Divine Solution for the Blessing of All Nations:
BLESSED IS THE LAND WHOSE KING IS OF NOBLE BIRTH!
THE KING WILL REIGN IN RIGHTEOUSNESS AND THE PRINCES WILL GOVERN IN JUSTICE !
TANY MASINA I MADAGASIKARA !
GLORY TO THE LORD THE CREATOR OF THE UNIVERSE, FOREVER AND EVER!
Antananarivo, the sacred and royal city, January 07, 2021, at 0h52mn.
HRM KING NDRIANA RABARIOELINA,
ELDER BRANCH OF THE ROYAL HOUSE,
HEAD OF THE ROYAL HOUSE OF MADAGASCAR.
Sources :
- Royal House of Madagascar.
- World Bank, 1960-2020.
- United Nations International Trade Statistics Database (UNCom Trade).
- Extractive Industries Transparency Initiative (EITI).
- Transparency International.
- L'Express de Madagascar, October 27, 2020.
- All medias on Madagascar.
Note: 1gr of Gold = +50 Euros (January 2021).