"The Lord YHWH bless you and keep you; the Lord YHWH make his face shine upon you and be gracious to you; the Lord YHWH turn his face toward you and give you peace.” (Book of Numbers 6:24-26).

samedi 29 mai 2021

ARISE, SHINE FOR THE SALVATION OF MADAGASCAR


HAFATRA HO AN' NY MALAGASY TIA TANINDRAZANA REHETRA:

FANAMBARANA: Ny FIANAKAVIAMBEN' NY ANDRIANA sy ny FIOMBONAMBE TARANAKA ANDRIANA MIRAY ETO MADAGASIKARA ary ny FIANAKAVIAMBEN' NY MPANJAKA ETO MADAGASIKARA

dia MANAMELOKA :

1) Ny FANDOROANA FASANA AO MAHAZAZA AMBOHIMANGA,

2) Ny FANOTANA FADY amin' ny FAMETRAHANA COLISÉE ao amin' ny ROVA ANTANANARIVO sy ny FANOVANA NY ANARAN' NY ROVA,

3) Ny FANOTANA FADY eny AMBOHITRANDRIANANAHARY sy amin' ny TOERANA MARO.

4) Ny FANOMEZANA ZOM-PIRENENA HO AN' NY VAHINY SY NY MPIHAVY.

5) NY FANGALARAN-TANY ATAON' NY VAHINY AMIN' NY FOMBA MARO SAMIHAFA SY NY FANDROBANA NY HAREM-PIRENENA.

AOKA IZAY NY TSY FANAJANA NY SOATOAVINA SY NY FANAPOTEHINA NY FIRENENA !

MITSANGÀNA, MIHAZAVÀ, ISIKA TIA TANINDRAZANA REHETRA MANERANA AN' I MADAGASIKARA SY ANY AM-PITANDRANOMASINA, HO FAMONJENA ny FIRENENA !

TANY MASINA I MADAGASIKARA!

Antananarivo, Vohitra Masina, 29 Mey 2021.

Ny MPANJAKA NDRIANA RABARIOELINA,
Lehiben' ny Fianakaviamben' ny Mpanjaka eto Imerina.

-----------------------------------------------

THE ROYAL HOUSE OF MADAGASCAR

condemns:

1) the Arson Attack of the Mahazaza Tombs in the sacred Hills of Ambohimanga,

2) the construction of a Coliseum, a Profanation of the sacred and royal site of the Rova of Antananarivo as well as its name.

3) the Profanation of the sacred site of Ambohitrandriananahary and other sacred sites.

4) the Landgrabbing in many regions by foreigners and the Plundering of the national wealth.

Arise, Shine, All Patriots for the Salvation of Madagascar !

Madagascar is a Sacred Land !

The Sacred and Royal City of Antananarivo, May 29, 2021.

HRM King NDRIANA RABARIOELINA,
Elder Branch of the Royal House,
Head of the Royal House of Madagascar.